Logo

WeBible

16. Ary izy rehetra samy nifanavika nif...

2 Samuel

Chapter 2 : Verse 16

16 / 32

Ary izy rehetra samy nifanavika nifampihazon-doha ka nifandefon-tehezana tamin’ ny sabatra, dia niara-nikarapoka; koa izany no nanaovana izany fitoerana ao Gibeona izany hoe Helkata-hazorima.

2 Samuel 2:16